You are here: home > Vetso

NY FIAINANTSIKA - Fredy Jaofera





NY FIAINANTSIKA





Ny fiainantsika
dia fotoana maro
izay mifanesy
ka aleo handeha 
fa mahasariaka,
mahasaro-piaro,
tiana handresy
matetika ange !





Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha