You are here: home > Vetso

PERA-PANAMBADIANA - Fredy Jaofera




PERA-PANAMBADIANA





P             Porofom-pitiavana iray sarobidy
E             Endrehina marina no efa voafidy ;
R             Ravaka lafo fanao amin’ny tànana
A            Ampy ahalalana f’efa mba manana !
T            Tohatra mampiakatra dingana hafa
R            Rehefa nanaiky fa hiaraka hitafa ;
A            Antoka mafy tsy azo potipotehina.




Fredy JAOFERA

Hametraka hevitra

Midira aloha