RANO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RANO



Omeo rano aho
rehefa mangetaheta
fa tsy rehefa tiana homena ;
Izay no araho
tsy hampitetateta
na hanadala tsy hay fefena.



Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1202 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 11/04/2017 23:41
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148