You are here: home > Vetso

TANTELY - Fredy Jaofera



TANTELY



Esory ny takotra
izay tsy mahalala
ny ao ka fantaro !...
Tantely afa-drakotra,
anjakan'ny adala
ny harena maro.




Fredy JAOFERA


        

Hametraka hevitra

Midira aloha