Indrisy (Georges andriamanampy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indrisy ry fitiavako izay ratsy fiantefa
Izato fo sy endrikao nanjary nanjoretra
F'ilay fitiavana zay nokinasanao alaina
Efa anolon-kafa tsy azo hantenaina

Naniry ny mba hiond
ana eo an-tratrany ianao
Hiaraka hiaina ny feom-borona ao an'ala
Kanefa manan-tompo izy ka tsisy azonao atao
Tsy hoe tsy tia anao izy fa ianao no efa tara
--------
Rohy:
Sokajy : Fiononana - Fitiavana
983 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Georges andriamanampy
Nampiditra : Georgesandriamanampy
Daty : 18/09/2017 15:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102