You are here: home > Vetso

NDEHA HANMBOTRA NY LALAN'NY TOMPO - gervais RANAIVOSON

Injao misy feo manako any ho any,
Mitaraina mafy mampita aminao:
Amboary ny lalan'ny Tompo anjoany,
Faingana daholo, ndeha izao dia izao

Ahintsio tsy hibiloka intsony ny meloka,
Totofy ho marina koa ny kilavaka;
...Mafimafy izany tsy vita an-tselika
Alao hery ary faingana rahavana.

Hametraka hevitra

Midira aloha