"TOLONA ANATY MOZIKA" (Gin Yellow)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Novahana ny tady nifamatorana anaty fiainan'alika

Dia nivily lalan-kafa hono ny azy ny fika

Nandeha nanangana paradisa anaty mozika

Dia nampitratoka fanondro adala anaty politika

Izy ty efa tsy voasokajy ho isam-pokonolona

Voafantina ho mozika hono ny azy ny tolona

Satria efa voasoratra anaty boky tantara

Hoe RAP no nitaiza azy dia RAP no fiafara


Gin Yellow:

"...Dia rehefa tonga ny andro hialako fanahy asivo soratra eo andoham-pasam-parafara, hoe: zanaky ny beara"
--------
Rohy:
1064 1
Mpakafy: ginyellow8
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Gin Yellow
Nampiditra : ginyellow8
Daty : 24/09/2015 10:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142