You are here: home > Vetso

17 taona - hadji rfh

Androany fotoana
Anoratako ho anao
Mba ho fahatsiarovana ny taona
Izay nahateranao

Kaampifalina indrindra
No Anoratako azy ho anao
Tsy dia hoe natao tsara rindra
Fa izay ny tao ampoko tao

Faly ery ny foko
Miarahaba anao
Mba iala ny toloko
Fa asambarana no isesy ao

Arabaina ianao
Ry fitiavana kely
Fa feno 17 taona
Tiako iana nadia t@ mbola kely.

Mombamomba

Mpanoratra : hadji rfh


Nampiditra : layaunne
Daty : 20/01/2019
Mpamangy : 172
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

ny fitiavanao ahy
andronao

Hametraka hevitra

Midira aloha