You are here: home > Vetso

andronao - hadji rfh

Tonga ity ny fotoana
Dia ilay andronao
Ka indro tafahona
Ireto avanana sy namanao
        Faly tena faly
       Ireto fianakavina marobe
       Mahita ity mofamamy
       Araina soratra lehibe
Tsy ny mofomamy tsia akory
No mafaly azy mianakavy
Fa ilay soratra mitory
Ny naha lehibe anao sahady

Sokajy : Tsingerin-taona

Mombamomba

Mpanoratra : hadji rfh


Nampiditra : layaunne
Daty : 13/01/2019
Mpamangy : 212
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

ny fitiavanao ahy
17 taona

Hevitra mandeha

layaunne (13/01/2019 20:58:19)

Mbola vao mianatra manoratra e!

Hametraka hevitra

Midira aloha