You are here: home > Vetso

ny fitiavanao ahy - hadji rfh

Na sorena ianao na faly
Tsy miala eto anilako
Na mangidy koa na mamu
Efa feno anao ny fiainako
      Ilay voady ho doria
      No tanjotsika roa
      Ireo porofom-pitia
      Nambabo ahy tokoa
Tsapako ankehitriny
Ny fitiavanao ahy
Efa hatramin'ny fahiny
No tsy nisy nampanahy
       Eny!tia ahy ianao
       Tsy ho laviko izany
        Ary koa tsy mba ho laho
       Ny fitiavanao tsy mety ho lany

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : hadji rfh


Nampiditra : layaunne
Daty : 04/02/2019
Mpamangy : 375
Mankafy : 1
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

17 taona
andronao

Hametraka hevitra

Midira aloha