You are here: home > Vetso

VOLAMENA - H_Eric

.......VOLAMENA.......
Hinoako fa harena
Sokajiako ho volamena
ka hajaiko sy ho tiaviko
hanomanako ny hoaviko

Volamena lafo vidy
Ho zary lova sarobidy
Hitoetra ho ahy irery
Tsy hamela ahy ho very

Ho feheziko ato antsaina
mba hahazoako izay kasaina.
Ataoko andry hiankinana
mba ho namako hifikirana.

Ianao no volamena.
Sokajiako ho famonjena
ka hitsinjo ahy hatrany.
raha mbola velona eto an-tany.

page fb: H_Eric

Mombamomba

Mpanoratra : H_Eric


Nampiditra : shcwarzeneric
Daty : 11/12/2017
Mpamangy : 335
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

DISO AHO
MENARANA
NOLAVINAO
NY SIPA
ANKASOM-PITIA
NY FANAHINAO
FAHA ROAM-PITIAVANA
ELANELAN-TANY
NENINA
FITIA NOLAVINA

Hametraka hevitra

Midira aloha