HAFATRA MAIKA (harylovah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao no tsy maika
ka toa tsy miraika
Manova ny paika

F'iretsy vahoaka
nilaozan-kapoaka
dia efa hipoaka
...Ka tsy hanaiky intsony !

Ka izao no lazaiko
sy dradradradraiko
fa kely mba haiko

Raha dinika maina
Nilaozan'ny saina
dia aza kasaina
...Fa mivonto ny fony.

Harylovah[Avril 2013]
--------
Rohy:
1132 0
Hevitra mandeha
harylovah ( 29/04/2013 10:10)
Marina fa samy mitady ny tombontsoa iombonana, fa miezaka mba manao resaka matotra e!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : harylovah
Nampiditra : harylovah
Daty : 29/04/2013 10:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145