Sava-ranon'ando (HarysSata)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mamangy sy maniry
Hatsaràna voatahiry
Ho anao ny tenako

Faly aho ny handika
Mba hifandraisan-tsika
Ny vetsovets-poko

Mba raiso ka vakio
Izay hatolotro anio
Dia ny SORA-TANAKO.
--------
Rohy:
Sokajy : Tari-dresaka
1080 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HarysSata
Nampiditra : HarysSata
Daty : 27/02/2014 17:09
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134