vinany (Hasambarana J.L)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy mety mandry izany saiko
lasa lavitra any ho any
mahatsiaro anao ry sombinaiko
ka tsy tana ny tomany

saingy lavitra ny any
sitrako ny ho any anefa
fa novo ny elanelan tany
dia vinany ni alefa

lavitra ahy ny vatanao
ka tsy hita izay atao
ny sarinao nous maty jery
rehefa sendra manirery

any mantsy ianao izay
sy ilay bongo kely ao
toa manofy aho indraindray
ny hoe mba eo anilanao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
778 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Hasambarana J.L
Nampiditra : hasambarana17
Daty : 20/01/2017 12:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009