5 (HASINIONY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)

--------
Rohy:
Sokajy : Hanina
3565 3
Hevitra mandeha
betroka ( 05/08/2004 08:35)
Tsara ny rafitr'ity tononkalo ity. Tsy dia fahita firy ankehitriny ny rafitra sonnet fanaon'i Dox.
Mifanaraka tsara ny gadona sy ny rima. Maro koa ireo voambolana tsy fandren'ny sofina firy amin'izao fotoana izao toy ny "ngalingaly", "nitopy"...
Ny foto-kevitra ijoroan'ny tononkalo koa dia mazava tsara. Ny lohanteny moa dia mahalaza tsara ny votoatiny.
Asa vita tsy tamim-pahamaikàna toy izao no andrasana amin'ny poeta malagasy anio.
Mahalana dia mahalana mantsy amin'izao fotoana izao no ahitàna asa soratra mifandanjandanja amin'ny nataon-dry Dox, JJ Rabearivelo, Ny Avana Ramanantoanina, Ratsimiseta.
Tohizo ny asa toy izao fa tsara.
nikopol ( 26/08/2004 07:08)
Masaka tsara !!!
vetsoko ( 07/12/2004 17:21)
averiko indray" sangan'asa" io ka tiako noho izany dia" tsara"satria "fomba fijery" iray ,azy manokana
mirary an'i hasiniony ho lasa lavitra
hasiniony ( 21/01/2006 08:12)
Ny asa soratry ny mpanoratra dia toy ny kitapo foana latsaka eny an-tsisindalana; fa ny mpandalo izay mandray azo no mameno azy ho erany.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HASINIONY
Nampiditra : hasiniony
Daty : 31/07/2004 08:39
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098