Mbola ho tsaroany (Henri Rahatrarivo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_ny ambetin-dresakay rehefa mampiaraka
Hiazona ny dina,kilemaina izay misaraka
Satria samy lany andro niadiana hevitra
Ho latsain'ny nenina izay mitana angadin'omby miherika
_mbola ho tsaroany,ny namadihany ilay pejy
Ilay voady nifanaovana,fon'izahay nifanjoy teny
S'ireo velirano,teo ampototo-molo
_hanenina izy mantsy,fa tsy hahita toa ahy
Raha tovovavy hamaly faty,nataoko nefa aoka etsy
Aleo izy no hanitsy ny fiainana any afara
Mbola ho tsaroany fa tsy azony ahilika ny anjara
--------
Rohy:
1197 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Henri Rahatrarivo
Nampiditra : J.Ulrich
Daty : 08/05/2016 14:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136