Iza ary aho ? (HERIMIAH RAKOTONRANJA Fenitra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iza ary aho,
Ilay biby tsy mety azo,
Nefa mba bitika amin’izy ireo,
Nefa izaho ilay biby misy résoro.

Izaho ilay biby mainty be,
Nefa tsy azon’ny olona ngeza be ,
Na ao anaty lay fotsy,
Na ao anaty botsifotsy.

Izaho ilay biby mitovy amin’ny ao,
Fa rehefa reraka aho dia milalao,
Izaho ilay biby mitovy amin’ny voay,
Rehefa manaikitra aho ohatran’ny sakay.

Iza ary aho amin’izao,
Izaho ilay biby tsy tia mananasy,
Nefa izaho ilay atao parasy.
--------
Rohy:
Sokajy : Biby
1236 1
Mpakafy: fexi
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HERIMIAH RAKOTONRANJA Fenitra
Nampiditra : fexi
Daty : 24/01/2018 15:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135