NENINA (heriy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hifonany aminao
Amin'zava zay natao
Tsy fanainiany akory
Ka nahonga anao hatory

Ka tsy hifoha itsony
Ary lasa nampahory
Ny zanaka amanjafy
Toa lasa zary nihafy

Noho ny alahelo anao
Isanora lava izao
Hoe lasa ianao ry neny
Lasa tsy niteny
--------
Rohy:
1600 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : heriy
Nampiditra : heriy
Daty : 09/06/2017 12:23
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0532