You are here: home > Vetso

ny zavatra nisy - herytsimitovy

Ny zavatra nisy
tsy ho hay
adinoina

fa voatnan'ny fo
tsy maintsy
ho henoina
sarotra anefa
ny tsy hitadidy
ireo zava niseho
natao sarobidy

ny fanadinoina?
sarotra zany
izay no maha fiainana
ny eto an-tany

Tia aho  androany
rahampitso tsy hay
fa NY ZAVATRA NISY
tsy ho adinoko
mandrak'izay

herytsimitovy

Sokajy : Aingam-panahy

Mombamomba

Mpanoratra : herytsimitovy

Nampiditra : salegy
Daty : 11/12/2005
Mpamangy : 569
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

FANDRESENA

Hevitra mandeha

fiaritiana (12/12/2005 20:22:08)

tsara e!

Hametraka hevitra

Midira aloha