You are here: home > Vetso

" AOKA IHANY!" - IaroMalala


AOKA IHANY

Toa tsy tiako
Rah ny foko
No tsy hitia anao Malala a!

Mba tsy sitrako
Tsy vitako
Izany ho lasa mpankahala!

Toa tsy mamiko
Tsy laniko e!
Izany hamoy anao tanteraka!

Dia, halazo
Hivarilavo
Ilay fo tia tsy nihetraketraka?.

Tsy haiko 'zany
F' "AOKA IHANY!"

          IaroMalala
        "Aprily-2013"

Sokajy : fiainana, Fitiavana

Hevitra mandeha

3004 (24/04/2013 18:21:31)

Tsara !...Bravo !

IaroMalala (25/04/2013 14:52:19)

Misaotra betsaka indrindra Tompoko!

Hametraka hevitra

Midira aloha