You are here: home > Vetso

VAKIVAKIM-PIAINANA "(. - Iharilanto Patrick ANDRIAMANGATIANA

        VAKIVAKIM-PIAINANA
   "(...) Hamavoina ny fahendren'ny malahelo ary ny teniny tsy mba henoina."
   "MPITORITENY", IX, 16

   Tsy mba mety ho tantara ny fiainako. Tsotra loatra manko. Tsotra ka tsy mahasarika ny fifantohana. Tsotra ka vao miandoha dia fanta-piafarana. Tsy mba tsara ho tantaraina. Ny tantara manko natao hahaliana. Ny fiainako kosa tsy mahaliana n'iza n'iza. Izaho tompony aza tsy liana aminy ... Toa tsy mba nahoriko izy fa dia voahorina ho ahy. Faty entina alina aho, saingy... maty fahavelona angaha...

Sokajy : Malalaka

Mombamomba

Mpanoratra : Iharilanto Patrick ANDRIAMANGATIANA

Nampiditra : Vonjisoa-Andjanirina
Daty : 11/06/2019
Mpamangy : 125
Mankafy : 2 | Iza avy
Ankafizo Azo vakiana?

Hametraka hevitra

Midira aloha