RAHA TSY IANAO ANGAMBA (ikaloyna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA TSY IANAO ANGAMBA

Raiko o, raha tsy Ianao angamba no niantso ahy
ho Vonim-pitsikiana,
hizara hafaliana
sy ho Volan ny fitian
ireo zay very dia
mpanarina ny ory
mpamangy reo kamboty
dia efa ela aho no resy
resim-pahakivina
resim-pankahalana
Ianao no fantatro fa hamafy Ando avy any ambony raha mahatsiaro aho ho irery
ikaloyna
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka
983 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikaloyna
Nampiditra : vonynive
Daty : 12/08/2014 14:12
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142