RESY SY BABO (ikaloyna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
... Dia satriko higadra ao anaty fonjany
ary satriny ho voafonja ao anaty gadrako
Iriako ho fefeny anaty manda avony
Iriany ho mandany anaty fefy viko
ity foko voafatony hataony tsara hidy
sy ny fony voahidy hataoko mafy fatotra
ka ts'isy ho afa-bela
na dia sombintsombiny
fa indro resiko izy
ary babony aho.
... satria resy sady babo !

Ikaloyna
12/09/14
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1127 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikaloyna
Nampiditra : vonynive
Daty : 16/09/2014 05:53
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102