RY ALINA (ikaloyna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RY ALINA

Ry alina
enga anie ka hangina
tahaka anao koa
reo fanahiana
sy tebitebim-po

misasaka ny taona
tsy hita zay nitsangana
toa nisasasa-poana
ny nafafy tsisy niangana

ikaloyna
22/07/14
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
853 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikaloyna
Nampiditra : vonynive
Daty : 28/07/2014 14:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099