Solon-taratasy (Inofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Re mamirifiry ny alin'ny ririnina kanefa izaho mafana
Mafanan'ny fitiavana mireda anatiko ao
Ka mahatonga ventso tsy haiko ampanginina
Fa manosika ahy hanoratra ho anao.
Ny vava tsy miloaka, ny teny tsy lazaina
Dia ny sombin-tsoratra no ampifaliana saina
Hatao taratasy na an'nofy monja aza
Halefa any aminao.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
602 2
Mpakafy: mirindraaina7 - Eliasy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Inofy
Nampiditra : Inofy
Daty : 04/05/2019 21:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015