FITIAVANA MANGINA (IZAHO)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eny mantsy ry malala an! Ra manuratra aho izao.Ianao nu mahalala,ASA TIA AHY VE IANAO??
Taratasy sy valopy nu atolotro indray mitopy aza avela isy ijery afatsy ianao irery

Ity nu lettre nosoraku secre amam-pitiavaku declaration d'amur avy @ny foku manutolo

Ho faranaku ny teniku ar apetsaku ny peniku f ny teny tiko ambara TIANAO AHO RY MALALA....!!!!
--------
Rohy:
2024 2
Hevitra mandeha
razafyaina2o15 ( 19/04/2016 12:42)
manao ahoan daol! raha ny hevitro aloh dia tsara ny mifankatia dia tokony misy hatrany ny maritra iraisan na inon toetra na inona toetra ; ny sasany manko rehef tsy mety ny ataon ny olon tiany dia manome tsiny avy hatrany ; tsy mety anef io satriana tsaranaratsy dia efahanao io dia mila mifantefitra eny mila manintsy ny diany koa raha mety izany misaotra tompoko
berthinaina ( 21/04/2016 20:40)
ie!tsara alo zany fa raha mba mety hitsiana moa ny diana manao akory fa izy tsy azo atao inona ty ny olana koo!
elyfitsikina ( 30/04/2016 13:03)
tsara be le tononkalo fa ity misy indrokely mba tazako le (o) solina (o) anglis angamba kosa tsy mety e,@ko manimba ilay kato gasy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : IZAHO
Nampiditra : Thomi radou radouh
Daty : 11/04/2016 10:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102