efa nivoady aho (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa nivoady aho fa ho anao ho doria
Ary ianao ihany no hitepon'ity foko tia
fa ny mba fiangaviko raha toa koa mbola tia
Dia aza miheno an'ireo vavan'ny tsy tia

Raha ny ampirafy akia dia mba sanatria
Satria efa novoady tsy anao an'izany aho aty
Fa sasatra foan ireo olona tsy tia
Hanao izay ahalavo ity fitia
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
907 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141