ho anao (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy amitaka anao sanatry
Fa manana anambavy koa ny aty
Tsy amitakanao velively
Fa vehivavy toa anao koa raha i Neny

Ny toky izay nomeko anao
Tsy anataoko toy ny kilalao
Fa fitiavana tena matotra
Tsy lany daty fa maharitra
--------
Rohy:
867 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014