i ANJA (jarina )

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tononkalo sisa no hivetsoiko
Ny momba anao rehetra
Any sisa no anaovako
Ny fifonako rehetra

Anja miala tsiny tamin'izay natao
Miala tsiny aho fa namadika anao
Ifonako 'reo zava-bita
MamelĂ  ahy fa izaho aty mipitrapitra

Rano raraka tokoa ireny
Ka tsy azo raofina intsony
Fa ny hiverenana izany
No tsy hataoko intsony

Anja tsy hamerina intsony aho
Izay nataoko rehetra
Matokia re ianao
Fa fitiavako tsisy fetra
--------
Rohy:
Sokajy : embona - Fahatsiarovana
844 1
Mpakafy: jarina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014