ilay fitiavana ntsika roa (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Teny ampiandohana
Mola tsy ary akory isika
Dia ianao ilay voasoratra
Ho ahy ry malala

Tany lavitra no misy anao
Tsy aiko akory izay fisinao
Tao anaty minitra vitsy
Indro fa nifanerasera tsika
Niresaka sy nifampitafa
Izaho sy ianao
Tao anaty izany
No nitsiry ilay fitiavako anao
Niaraka isika roa
Hatramizao ka hatramizay
Na dia lavitra aza misy anao
Tsy misy olona nasolo ny toeranao

Na misy ary adiady
Fanao tsika roa
Izany vo maika mambitombo
ILay fitiavana

Na maro aza ny sendra fitiavana
Tsy atao ntsika ampisaraka
Fa isika roa efa nifanaiky
Fa hifakatia n'iza n'iza ampisaraka
--------
Rohy:
1211 1
Mpakafy: jarina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154