ilay olotiko taloha (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Niova be ianao ry tiana
Tsy aiko hoe nahoana
Na famindra na fiteny
Dia tsy ilay nafatarako anao velively
Fa dia nahoana loatra ry tiko taloha
Noho manao toy izany
Sa tsy misy ana mpananatra intsony
Dia niova lalana ombana
Fatatrao fa tsy mety
Dia aza averina intsony
Sody anenina any aoriana
Ka lasa latsa fiainana taloha
Hafatrako ho anao
Dia tsotra ihany
Ireo teny nomeko hoanao
Tazomy fa mahasoa anao izany
--------
Rohy:
1353 4
Hevitra mandeha
faniriantsoaisaia ( 11/11/2018 14:43)
Tsar be
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153