Na dia lavitra aza ianao ( A& N) (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na dia lavitra aza ny tiko
Hajaiko sy itokiako
Na dia lavitra tsy hita firy
Ny fitia sanatria mamirifiry

Ny fanajana ny olon-tiana
No porofo tsara indrindra ny fitiavana
Ka na lavitra aza aho aty mangina
sanatria dia sanatria raha anadino anao rahavako

Tiako angie ianao Ry N.....
Tiako tsy misy fiafarana
Ka raha toa toy izany koa ianao
dia ajao i A...... vadinao
--------
Rohy:
1215 1
Mpakafy: jarina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145