tsoriko hatrany fa tena m (jarina )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsoriko hatrany fa tena malahelo anao aho
Isan'andro isakalian dia mitomany anao foko
Izany ny andro piainako indrisy toa lasa ranomaso
Satria ianao ry tiko lavitra tsy hita maso

Tsy ataoko akivy anefa izany
Fa ilay fitiavako motombo atrany
Ary arahiko vavaka mangina
Ny fitiavantsika roa ry N......

Efa tsinjoko atrety izay mety alahelonao
Nefa aza akivy fa efa ho avy ilay maraina vaovao
Ka hinsida teo ireo sentosento lava
Fa anjakan ilay fitoa ary ,isika ho faly lalan-dava
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Fitiavana
796 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136