vavaky ny tanora (jean nalisoa ravalitera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tompo o!
Noho ianao no nampijoro ny fiangonana eran-tany
Noho ianao no nanekeko ho mpikambana amin'izany
Noho ianao dia nohamasiniko ny tempoly sy eglizy
Noho ianao no niangonako miaraka amin'ireo ankizy

Indrisy anefa Tompo o!...Mbola noho ianao ihany
No nisian'ny finoana samihafa eto an-tany
Mapisara-tsaina anay tanora liam-pivondronana
Tompo o!Midina ianao,dia diovy ny fiangonana
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka
1048 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : jean nalisoa ravalitera
Nampiditra : andriiamihajlahatra
Daty : 21/08/2018 12:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148