You are here: home > Vetso

SOA IHANY - JERY - JERY

SOA IHANY
.
Mafimafy taminao ihany ny nanadino ireny lasa
Fitiavana niriana ho tsy ho lefy velively
Indrisy....soa ihany...
Raha tsy nisy koa ireny,tsy ho sitrana ny ratra
Hoe tsara lavitra koa hay,ny miaina samirery
.
Dia nitsiky izy eeee
.
JERY

Mombamomba

Mpanoratra : JERY


Nampiditra : landryjery
Daty : 26/06/2018
Mpamangy : 271
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

NIEZAKA
AFERO
Eee...
KAMO
TSY INONA AKORY
TSY MISY
ALOHAN'NY
SORATRO
ANGAMBA
TSIAMBARA-TELO

Hametraka hevitra

Midira aloha