You are here: home > Vetso

Alina indray - JNB

Alina indray
Impiry izay?
Ny saina no nakany
Nisaintsaina izany?
Fa androany!
Meteza re mba tsy ho any
Sao ijaly fa tsy mety aminao intsony ny makany
Eh!Aza mankany,miangavy oa
Raha izy anie oa no jerena
Dia...ny fony sy ny fitiavany tsy azo antenaina
Aza mankany oa!Ny any anie ka...Maina no karakaina!
Hadinoy ny fitiavanao
Havilio ny fo sy ny sainao
Fa izy iny anie ka...
Efa ninia ny tsy handreha!

Sokajy : Aingam-panahy

Mombamomba

Mpanoratra : JNB

Nampiditra : james01
Daty : 12/10/2017
Mpamangy : 290
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Aleo...!
Tsy maintsy ve?
Mahatsiaro resy
Hitianao mangina
Koboniko
La vie!
NOFY
Rehefa injao
VERY
Nihondrik'izy

Hametraka hevitra

Midira aloha