You are here: home > Vetso

Rahoviana? - JNB

Tonga indray ny alina mangina
alina hiraisana mba hatoriana
hitokanan'ny vatana hakany aina
saingy ny saina tsy mba makaina

fa eo izy vao tena miasa
vao manomboka ny fahatanorako
fa ny saiko tsy mba milamina toy sasany
misaina ny hoavy,mieritreritra ny lasany
mety toy izany daholo ihany ny hafa
saingy hafa mintsy tsy ho takatrao!
mandram-piovina re no hiainako an'izany

Sokajy : Aingam-panahy

Mombamomba

Mpanoratra : JNB

Nampiditra : james01
Daty : 05/04/2016
Mpamangy : 543
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

NOFY
Rehefa injao
VERY
Nihondrik'izy
Ny antsika!
Raha mba fantany!
Takariva
Alina indray
Rahoviana ihany?
Lasa

Hametraka hevitra

Midira aloha