Tsy maintsy ve? (JNB)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy maintsy ve ny fiainana tsy ilaozam-pahoriana?
tsy maintsy ve hoe namana foana ny fitomaniana?
tsy maintsy ve ny fiainana an-tany mira jaly?
tsy maintsy ve oa?Ny foko mitomany

Ireo toloko sy sento!
tsy mbola nandao ahy foana hatreto
ireo jaly mampitomany
aza kivy hono e!fa izany no fiainana an-tany!
--------
Rohy:
1128 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : JNB
Nampiditra : JAMES01
Daty : 29/01/2018 06:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01