VERY (JNB)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Very aho
ny masoko tonga jambena
very aho
ny fahitako ny zava-misy mampahonena,
izaho ve no diso fijery?
mahita ny olona very
very fa resin'ny fiainana
nanjary fahazarana ny azy ny fitarainana
jamba ve aho fa tsy mahita ny ratsy eto amin'ny firenena?
sa mahita ihany fa somary jambena!
mahita fa ny fahatran'ny firenena
jambena aho fa tsy mahita tsara
izay no azo hambara
mahonena ahy gasikara
gasikara tokana tsy manampaharoa
ny maha gasy,ny maha mponina ahy ato aminao anie hitondra voka-tsoa!
--------
Rohy:
1108 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : JNB
Nampiditra : james01
Daty : 04/11/2017 16:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137