voahantso miaramila (JOHARY J)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Voahantso miaramila letsy aho ry akama
Ilaozako kely aloha ny Tanana
voahantsoo miaramila letsy aho ry akama
Andeha hanao services aho letsy ah

Hatrizay aloha Miaramila no tena tiako
Handeha hilanja basy no faniriako
Tsy kivy na matahotra fa lehilahy
Andeha hilanja basy aho letsy

Manomboka eto aho dia fohy volo
Ilaozako ny revy manontolo
Ny revirevy sy ny hadalana
Izay vitako teto an tanana
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
1225 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897