You are here: home > Vetso

IZANY - joseclaudio

IZANY
Mafy koa ka mafy ny dona nahazo azy,
kanefa tsy nisy mba niatra izay rehetra nitarainany.
Na havana na namana mahita dia mandatsa,
fa anatra ho azy hono ary misy mba hisainany.
Kanefa,re ny fitiavany no nahatonga ny sombin'ny ainy.
Fa tsy vokatry ny ditra izay iheveranao azy.
Ary io fa tonga ao an-tsainy ary mino aho fa hataony.
Haterany ny zanany dia homeny izay mitady.
Joseclaudio.

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha