Gadra (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aizina
Aloka
Rivotra Maloto
Rivotra Maha Doto
Rivotr'alahelo
Rivotrin'ny Aizina
Rivotrin'ny Jaly
Mandratsy Mankarary
Tsy Mba Misy Hopitaly
Zara Raha Mikaly
Tsisy Laoka Tsisy Vary
Mangahazo Mankarary
Mafy Loatra Mampijaly
Tsy Mba Misy Hafaliana
Halahelo Fijaliana
Adalana Fanahiana
Tsy Mba Misy Fifaliana
Rediredy Fiafiana
Tsy Mba Misy Ny Fandriana
Ao Ny Lavitr'olon-tiana
Miotr'irery
Mahita Demoazely
Tsy Mba Misy Makorely
Na Gazety Ho Jinery
Migadra Miady Irery
Miantso Mafy Ireo Anjely
Mibàbàbàbà Samy Irery
Ao Amponja Izy Ireny
--------
Rohy:
895 0
Hevitra mandeha
lirah22 ( 01/12/2016 14:56)
tsara fa tohizo e
Naje ( 14/12/2016 14:44)
Mankasitraka am faprisihana e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 30/11/2016 18:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0173