Mba Jereo! (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indrisy Ry Fiainana!
Indrisy Ry Tany!
Indrisy Ry Fitiavana
Mahonena Mitaraina
Velona Mba Hitalao
Miangafy Mafy Anao
Ireo Mpanana Toa Jenitra
Mitabataba Mamosaka Hevitra
Mijeanjeana Amin'ny Fiara
Mibikabika Miariary
Ee!Any Alavitra Any
Misy Olona Mosary
Andro Maro Tsy Oman-kany
Marary Mafy Sy Mijaly
Tomany Marary
Tsy Mba Miditra Hopitaly
Nefa Any Ho Any Misy Mifaly
Lavitra Tomany
Tsara Tsabo Ny Marary
Indrisy Indrisy Re!
Samy Manana Ny Anjarany Ve?
--------
Rohy:
774 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : NAJE
Daty : 09/12/2016 09:28
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104