Sakaizako Tsy Foiko (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sakaiza Tsy Foiko
Sakaiza Ny Foko
Mpamela Ny Adisoako
Sakaiza Tena Tiako
Sakaizako Malala
Tsy Mba Manadala
Sakaiza Tena Tsara
Madio Mangarahara
Sakaiza Tena soa

Tsy Mba Olon Droa
Olon-dray Tsy Mba Roa
Olon-tsambatra Tokoa
N'iza N'iza Mankafy
Tsy Izy Irery Na Hoe Ndry

Ilay Sakaiza Tena Tiako
Mpanampy Tsy Mba Foiko
Na Mijaly Na Toloko
Mamonjy Izany Foko
Na Maditra Jiolahim-boto
Jiolahim-boto Fa Misaina
Manana Sakaizam-pahendrena
Manantena Fandresana
Tsy Mba Teny Ambohintsaina
Manam-pahendrena

LAIN'S
RAKOTO
NY
FAHENDRENA
--------
Rohy:
1144 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 30/11/2016 17:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014