You are here: home > Vetso

tiako loatra ianao mamiko - lain's rakoto

tiako loatra ianao
mamiko tsy foiko
efa safidy ny foko
ka aza avela itoloko
ry vadiko tsy foiko
voafotomboka ato an tsaiko
ianao irery re ry aiko
mpamelona ahy iaina
tsy namela hitaraina
   LAIN'S RAKOTO

Hametraka hevitra

Midira aloha