You are here: home > Vetso

NATAMBATRY NY SORATRA - Lalypiso

Ny peniko manaiky
Hikorisa sy hanoratra
Satria eo ianao
Tena  silaka fanahy
Fa tsy mba namanamana

Namako akaiky
Amin’ny teny sy ny soratra
Izay rehetra atolotrao
manome aingampanahy
dia mivadika ho andalana

ka manorata ihany ….

Sokajy : Aingam-panahy, Namana

Hametraka hevitra

Midira aloha