You are here: home > Vetso

Mahay mionona - Ankamantatra

Mba mahay mionona hoy aho ny aty
afaka mipetraka rehefa tsy tiana
sady tsy ianao irery no manana fitia
afaka hamoe ahy tsy mila vidiana

Tsy hoe mati-kambo aho akory sanatria
na manao vavan'ny tsy mahazo
fa tsy reveko fotsiny ny fika-ndry
hoe tsy miaraka @ bandy tsy misy la-vo

Ndry aloha tsara,zay aloha dia marina
iza moa no tsy iherika vao mahita andry
fa ny toetra-ndry fotsiny no mila amboarina
sao latsaka any an-kady no hiafaran-dry

Tsy hoe malahelo aho raha milaza izany
fa ny fisainan-dry no tiako hovaina
tiako arenina fa mirefarefa @ tany
zay no hafatro raha hoe hazavaina

                             Lay-Anja

Mombamomba

Mpanoratra : Ankamantatra


Nampiditra : anjanirinastanislas
Daty : 23/04/2018
Mpamangy : 392
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

Fo Mahantra
Hanadino anao

Hametraka hevitra

Midira aloha