You are here: home > Vetso

'Lay fo hafa kely

'Lay fo hafa kely, na Randrianasolo Paul araka ny hita ao amin'ny sorapiankohonany, dia poeta vao misondrotra avy any amin'iny faritra Bongolava iny, kanefa manana fahamatorana eo amin'ny fomba fanoratra. Anisan'ireo mpanoratra sarotiny amin'ny tsipelinteny izy araka ny tsapa ao amin'ny sanganasany. Mifanerasera amin'ny poetan'izao vaninandro izao izy. Miboiboika aoka izany ny aingam-panahiny...

Hevitra mandeha

RNofy (03/04/2014 08:40:36)

miala tsiny fa diso "click" aho dia lasa 'Lay fo hafa kely' indray no lasa mpanoratra

RNofy (03/04/2014 08:42:45)

miala tsiny fa diso "click" aho dia lasa 'Lay fo hafa kely' indray no lasa mpanoratra ilay tononkalo "tsy afaka"

hery (09/04/2014 11:56:58)

Azo ahitsy ny mpanoratra ka. Iza ny anarany?

RNofy (07/05/2014 17:41:17)

RNofy le mpanoratra: izany hoe tsy mbola azoko tsara le fidirana tato dia lasa io le iz

Rakparfait (01/09/2014 08:37:52)

afaka ovainao ry RNofy ilay mpanoratra ah, mbola 'Lay fo hafa kely ihany no mpanoratra ilay tononkalo "Tsy afaka nosoratanao" hitako ato!

lt7 (17/03/2015 13:52:38)

mankasitraka e!!!

brayanjah6 (19/05/2016 09:11:49)

Za ko rzareo diso kely otran RNofy io mintsi a

Hametraka hevitra

Midira aloha