fenohery no anarako (Fenohery Raharison)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
no anarako
mahalasa saina ny tantarako
mba hatadiavanao ny anarako
Dia io ny soratanako

Na mavesatra aza ny ankatso
ka tsy hatao andatra-dranomaso
Fa ny soratanako mba banjino
Dia ny anarako aza a adino

Souvenir mana-tompo
Ka tandremo Sao aloto
Aza afindrafindra tanana
Sao maharatsy fiavanana

Souvenir manan-kery
Ka tandremo sao ho very
aza azavela hisy hijery
Afatsy ianao irery
--------
Rohy:
1614 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fenohery Raharison
Nampiditra : fenoheryraharison2017
Daty : 28/08/2017 17:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143