TIAKO IANAO ('Lay fo hafa kely)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry malala volamena
Zany foko manantena
Zanantena ka valio
Tsi ampitso fa anio

Valiteny rai monja
Kely anefa fa mafonja
Tia ahi ve enao.?
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
4100 1
Mpakafy: Titeufman
Hevitra mandeha
hery ( 11/11/2019 08:42)
Fa iza izany no tena mpanoratra an'ity ?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : 'Lay fo hafa kely
Nampiditra : brayanjah6
Daty : 19/05/2016 06:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138